<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 30:6 | Thus saith the |
Izao no lazain' i Jehovah: Ho lavo koa izay manohana an' i Egypta, ary hietry ny fiavonavonan' ny heriny; Hatrany Migdola ka hatrany Syena no ho lavon-tsabatra izy, hoy Jehovah Tompo. | Izao no lazain' ny Tompo: Ho lavo ry zareo niankinan' i Ejipta, ary haetry ny fiavonavonan' ny heriny: Hatrany Migdola ka hatrany Siena, dia ho lavon-tsabatra ny olona, - teny marin' ny Tompo Iaveh. | Ainsi parle |