<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 31:15 | Thus saith the |
Izao no lazain' i Jehovah Tompo: Tamin' ny andro nidinany ho any amin' ny fiainan-tsi-hita dia nampanao fisaonana Aho: Nanarona ny rano lalina noho ny aminy Aho sady nanampina ny ony avy aminy, ka dia najanona ny rano maro; Nampisaoniko Libanona noho ny aminy, ka nalazo noho izany ny hazo rehetra tany an-tsaha. | Izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Tamin' ny andro nidinany ho any amin' ny seoly, nampanao fisaonana aho; ny rano lalina nosaronako, noho ny aminy; ny ony mandeha najanoko; ny ranobe, niato; Libàna, nampanjomboniko, noho ny aminy; ary ny hazo any an-tsaha, nilofika avokoa noho ny aminy. | Ainsi parle le Seigneur |