<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 32:16 | This is the lamentation wherewith they shall lament her: the daughters of the nations shall lament her: they shall lament for her, even for |
Izany no hira fahalahelovana hataon' ny olona; Ny zanakavavin' ny firenena no hihira izany; Eny, ho fahalahelovana an' i Egypta sy ny vahoakany maro be rehetra no hihirany izany, hoy Jehovah Tompo. | Izany no hira fitomaniana, ka hotononin' ny olona io, hotononin' ny zanakavavin' ny firenena; hotononiny momba an' i Ejipta sy ny vahoakany be rehetra; - teny marin' ny Tompo Iaveh. | Telle est la complainte que crieront les filles des nations. Elles la crieront sur l' |