<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 32:2 | Son of man, take up a lamentation for |
Ry zanak' olona, manaova hira fahalahelovana ny amin' i Farao, mpanjakan' i Egypta, ka ataovy aminy hoe: Nanao ny tenanao ho tahaka ny liona tanora tamin' ny firenena ianao, kanjo tahaka ny dragona ao anatin' ny rano be; Ary nitsoriaka teny amin' ny oninao ianao dia nanakobankobana ny rano tamin' ny tongotrao ka nahaloto ny ony. | Ry zanak' olona, manaova hira fitomaniana an' i Faraona, mpanjakan' i Ejipta, ka lazao aminy hoe: Ry lionan' ny firenena ocirc;, levona hianao! Tahaka ny mamba teo anatin' ny ranomasina hianao, niezaka tany amin' ny oninao hianao, ary nanakobana ny ranony tamin' ny tongotrao, ary nandoto ny lakan-dranony. | Fils d' homme, prononce une complainte sur |