<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 4:16 | Moreover he said unto me, Son of man, behold, I will break the staff of bread in |
Ary hoy koa Izy tamiko: Ry zanak' olona, indro, hotapahiko any Jerosalema ny mofo, tohan' aina, ka an-danjany amin' ny fanahiana no hihinanany mofo; ary rano afàtra no hosotroiny amin' ny fahatahorana. | Ary hoy izy tamiko: Ry zanak' olona, indro hotapahako ny tehana mofo any Jerosalema, ka an-danjany sady am-panahiana no hihinanan' izy ireo mofo; ary am-patrany sady amin-kovitra no hisotroany rano. | Puis il me dit : " Fils d' homme, voici que je vais détruire la réserve de pain à |