<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 11:11 | And it was so on the morrow, that |
Ary nony maraina, dia nozarain' i Saoly ho telo toko ny olona, ka tonga teo amin' ny toby tamin' ny fiambenana maraina izy ary namely ny Amonita mandra-pahafampanan' ny andro; koa izay sisa dia niely patrana, ka tsy nisy olona tafaraka na dia hatramin' ny roa aza. | Nony ampitso, nozarain' i Saola ho telo toko ny vahoaka dia nankany an-tobin' ny Amonita, tamin' ny fiambenana maraina izy ireo, ka namely azy ireo mandra-pahafanàn' ny andro. Nieli-patrana izay afa-nitsoaka ka tsy nisy tafaraka na roa monja aza. | Le lendemain, |