<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 14:1 | Now it came to pass upon a day, that |
Ary tamin' ny indray andro dia hoy Jonatana, zanak' i Saoly, tamin' ny zatovo, mpitondra ny fiadiany: Andeha isika hankany amin' ny miaramilan' ny Filistina izay erý an-dafy erý. Nefa tsy nilaza tamin-drainy izy. | Indray andro izay, hoy Jonatasy tamin' ny zatovo nitondra ny fiadiany: Andeha isika hiampita eny amin' ny antoko miaramilan' ny Filistina ery an-dafy. Tsy nolazainy tamin-drainy anefa izany. | Un jour le fils de |