<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 14:24 | And the men of |
Ary ory ny lehilahy amin' ny Isiraely tamin' izany andro izany, nefa Saoly efa nampianiana ny olona hoe: Ho voaozona anie izay olona homan-kanina anio tontolo andro mandra-pamaliko ny fahavaloko. Dia tsy nisy olona nitendry hanina na dia iray akory aza. | Reraka mafy ny lehilahy amin' Israely tamin' izany andro izany. Nampianiana ny vahoaka Saola nanao hoe: Ho voaozona anie izay lehilahy mihinam-kanina, mandra-paharivan' ny andro, mandra-pamaliako ny fahavaloko. Ka tsy nisy olona nitendry hanina na dia iray aza. | Comme les gens d' |