<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 15:24 | And |
Ary hoy Saoly tamin' i Samoela: Efa nanota aho, fa efa nandika ny tenin' i Jehovah sy ny teninao; fa natahotra ny vahoaka aho ka nihaino ny feony. | Tamin' izay Saola no niteny tamin' i Samoela hoe: Nanota aho, fa nivadika ny didin' ny Tompo sy ny teninao: natahotra ny vahoaka aho ary nihaino ny teniny. |