<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 16:2 | And |
Fa hoy Samoela: Hataoko ahoana no fandeha; fa raha ren' i Saoly izany, moa tsy hovonoiny va aho? Ary hoy Jehovah: Mitondrà ombivavy kely ianao, ka lazao hoe: Avy hamono zavatra hatao fanatitra ho an' i Jehovah aho. | Dia hoy Samoela: Hataoko ahoana no fankàny? Ho ren' i Saola izany dia hataony maty aho? Ary hoy Iaveh: Mitondrà vantotr' ombivavy, ka ataovy hoe: Hanatitra sorona ho an' ny Tompo no nankanesako taty. |