<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 19:1 | And |
Ary Saoly niresaka tamin' i Jonatana zanany sy tamin' ny mpanompony rehetra ny amin' izay hahafaty an' i Davida. Fa Jonatana, zanak' i Saoly, kosa tia dia tia an' i Davida. | Niresaka tamin' i Jonatasy zanany sy ny mpanompony rehetra Saola ny amin' izay hahafaty an' i Davida. Fatratra kosa anefa ny fitiavan' i Jonatasy zanak' i Saola an' i Davida. Koa nampandre an' i Davida Jonatasy nanao hoe: |