<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 19:7 | And |
Ary Jonatana niantso an' i Davida ka nanambara izany rehetra Izany taminy, dia nitondra an' i Davida ho eo amin' i Saoly, ka dia nitoetra teo anatrehany tahaka ny teo aloha ihany indray izy. | Dia nantsoin' i Jonatasy Davida ary nilazan' i Jonatasy izany teny rehetra izany, vao nentin' i Jonatasy nankeo amin' i Saola Davida, ka nitoetra teo anatrehany, toy ny taloha indray. | Alors |