<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 28:7 | Then said |
Ary hoy Saoly tamin' ny mpanompony: Itadiavo vehivavy manao azy ho tsindrian-javatra aho hankanesako any hanontaniako aminy. Ary hoy ny mpanompony taminy: Indro, misy vehivavy manao azy ho tsindrian-javatra eo Andora. | Dia hoy Saola tamin' ny mpanompony: Izahao vehivavy mpamoha angatra aho dia handeha hanatona azy sy hantontany azy aho. Ka hoy ny mpanompony taminy: Any Endora misy vehivavy mpamoha angatra. |