<-
->

1Sm / 1Sam 31:5 And when his armourbearer saw that Saul was dead, he fell likewise upon his sword, and died with him. Ary rehefa hitan' ny mpitondra ny fiadiany fa maty Saoly, dia mba nianjera tamin' ny sabany koa izy ka niara-maty taminy. Nony hitan' ity mpitondra fiadiany fa maty Saola, dia mba nanjera tamin' ny sabany koa izy, ka niara-maty taminy. Voyant que Saül était mort, l'écuyer se jeta lui aussi sur son épée et mourut avec lui.