<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 4:6 | And when the |
Ary rehefa ren' ny Filistina ny hoby, dia hoy izy; Inona re izany hoby mafy any an-tobin' ny Hebreo izany? Ary fantany fa tonga ao an-toby ny fiaran' i Jehovah. | Ren' ny Filistina ny fikotrokotrok' izany hoby izany, ka hoy izy: Inona no anton' izany hobin-kafaliana mikotrokotroka any an-tobin' ny Hebrio izany? Dia reny fa ny fiaran' ny faneken' ny Tompo no tonga tao an-toby. | Les |