<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 9:24 | And the cook took up the shoulder, and that which was upon it, and set it before |
Dia nalain' ny mpanao nahandro ny soro-kena mbamin' ny eo aminy ka napetrany teo anoloan' i Saoly, ary hoy Samoela: Indro, izay efa natokana dia voapetraka eto anoloanao, koa hano; fa ho amin' izao fotoana izao no nitehirizana izany ho anao hatramin' izay nanaovako hoe: Efa nanasa ny vahoaka aho. Ary Saoly dia niara-nihinana tamin' i Samoela androtrizay. | Dia nalain' ny mpanao nahandro ny soro-kena mbamin' ny momba azy, ka narosony teo anoloan' i Saola. Ary hoy Samoela: Indro ny anjara voaavako, raiso ho eo anoloanao io ary hano, fa hatramin' ny nanasako ny olona no nitahirizana azy ho amin' ity fotoana ity. Dia niara-nihinana tamin' i Samoela Saola tamin' izay andro izay. | Le cuisinier préleva le gigot et la queue, qu' il mit devant |