<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 9:7 | Then said |
Dia hoy Saoly tamin' ny zatovony: indro, raha mankany isika, inona moa no haterintsika ho an-dralehilahy? fa efa lany ny mofo rehetra tao amin' ny fitondrantsika, ary tsy misy zavatra haterintsika ho an' ny lehilahin' Andriamanitra; ka inona moa no atý amintsika? | Ary hoy Saola tamin' ny mpanompony: Raha hankao isika, dia inona no hatolotsika ho an-dralehilahy? Lany ity ny vatsy tamin' ny lasakantsika, ka tsy manan-javatra hatolotra ho an' ny olon' Andriamanitra isika. Fa manan' inona isika? |