<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 9:8 | And the servant answered |
Dia namaly an' i Saoly indray ilay zatovo ka nanao hoe: Indro, atý an-tanako misy vola ampahefatry ny sekely; koa homeko ny lehilahin' Andriamanitra izany, mba hanoroany antsika izay lalana tokony halehantsika. | Dia namaly indray ilay mpanompo ka hoy izy tamin' i Saola: Inty eto nahita vola ampahefatry ny sikla aho taty amiko, ka homeko ilay olon' Andriamanitra ity, dia hatorony antsika izay làlan-kalehantsika. | Le serviteur reprit la parole et dit à |