|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : angidina

Ohabolana 1Aza atao lamban’ angidina: tsy hifonosa-maty, tsy hotafim-belona. [2.415 #2277, 2.653 #356]
Aza atao lamban' angidina : tsy itafiam-belona, tsy ifonosan-draha maty. [2.558]
Lamban' angidina : itafiam-belona, tsy mahatafy, ifonosan-draha maty, tsy mahafono. [2.558 #1703]
Lamban' angidina: ka itafiam-belona, tsy mahatafy; ifonosa-maty, tsy mahafono. [2.165]
Lamban' angidina : sady tsy tafiam-belona no tsy ifonosan-draha maty. [2.558 #1706]
Tsy tafim-belona, na ifonosan-draha maty, toa lamban' angidina. [2.558 #4798]
Dikanteny frantsayLe "lamban' angidina" : pour s' en vêtir vivant il est insuffisant, et pour s' en envelopper quand on est mort, c' est insuffisant aussi. [2.165]
Ne faites pas comme les libellules avec leurs ailes : à la mort elles n' en sont pas enveloppées, durant leur vie elles ne s' en couvrent pas. [2.415 #2277]
Fanazavana frantsayLe "lamban' angidina" était un lamba léger et court; "lamban' angidina" signifie littéralement: vêtement de libellule. [2.165]
Se disait de ceux qui ménagent trop leur argent et aiment mieux se priver et souffrir plutôt que d'y toucher. [2.415 #2277]

Ohabolana 2Lamban' angidina : mangarahara fa isidinana. [2.558 #1704]

Ohabolana 3Lamban' angidina : nony lena tsy zakany. [2.558 #1705]

Ohabolana 4Mimonomonona hoatry ny lalitra hianao ; miriorio hoatry ny angidina. [2.415 #3491]
Mimonomonona ohatra ny lalitra hianao; miriorio ohatra ny angidina. [2.165]
Dikanteny frantsayVous bourdonnez comme une mouche, et vous voltigez comme une libellule. [2.165]
Vous bourdonnez comme une mouche, vous voltigez comme une libellule. [2.415 #3491]
Fanazavana frantsayProverbe servant peut-être à exciter quelqu' un à se battre plus fort. [2.165]

Ohabolana 5Miriorio foana ny angidina fa any anaty rano ihany no iafarany. [1.1]
Miriorio foana ny angidina, fa any an-kady ihany ny iafarana. [2.653]
Miriorio foana ny angidina, fa any an-kady ihany no farany. [2.165 #857]
Miriorio foana ny angidina, fa any an-kady ihany no hiafarana. [2.974 #220]
Miriorio foana ny angidina fa any an-kady ihany no hiafarany. [2.558 #154]
Miriorio foana ny angidina, fa any an-kady ihany no iafarana. [2.415 #4016]
Mivezivezy hoatry ny rano miriorio hoatry ny angidina. [2.415 #3043]
Mivezivezy ohatra ny rano; miriorio ohatra ny angidina. [2.165]
Mivezivezy toa rano, miriorio toa angidina. [2.558 #2521]
Fanazavana malagasyNa inona na inona atao, ny hiafarana dia any amin' izay efa faleha araka ny fombany avy ihany. [1.1]
Dikanteny frantsayAller de côté et d' autre comme un cours d' eau, rôder comme une libellule. [2.165]
Errer de côté et d' autre comme l' eau, rôder comme une libellule. [2.415 #3043]
La libellule vole çà et là en vain, car elle finira quand même dans le fossé. [2.165]
La libellule voltige à droite et à gauche, mais elle finira par le fossé. [2.974 #220]
Les libellules ont beau errer partout, elles finissent bien par aller dans le fossé. [2.415 #4016]
Fanazavana frantsayIl faut travailler. [2.415 #3043]
Se disait des marchands qui finissent par revenir dans leur patrie ; se disait aussi de ceux qui, après bien des errements, reviennent dans leur famille. [2.415 #4016]

Ohabolana 6Natao ihany ny mandevina loha-angidina, fa tsy tonga vakan-karanana. [2.165 #638]
Natao ihany ny mandevina lohan' angidina, fa tsy tonga vakan-karanana. [2.415 #92, 2.653]
Natao ihany ny nandevina lohan' angidina, fa tsy tonga vakan-karanana. [2.558 #2763]
Dikanteny frantsayOn a bien enterré la tête de la libellule, mais elle n' est pas devenue une perle (de verre). [2.165]
On a bien essayé d' enterrer des têtes de libellules, mais elles ne se sont pas changées en perles dont se servent les sorciers. [2.415 #92]
Fanazavana frantsayComme l' enfant l' espérait. Espérer beaucoup et ne rien avoir. [2.165]

Ohabolana 7Tavin' angidina, ka any an-katoka no mamonjy. [2.165 #2220, 2.415 #1715]
Dikanteny frantsayGraisse de libellule, elle est sur la nuque. [2.415 #1715]
La "graisse" d' une libellule: c' est sur la nuque quelle l' a. [2.165]
Fanazavana frantsayD' autres l' ont ailleurs. tous ne sont pas semblables; la graisse (bailleurs, doit désigner ici le thorax de l' insecte qui forme une grosseur derrière la tête. [2.165]
Tous ne sont pas semblables. [2.415 #1715]

Ohabolana 8Tavin' angidina ka ny tratrany no voa aloha. [2.558 #4114]

Ohabolana 9Toy ny angidina: atao mahia, be tratra; atao matavy, kely rambo. [2.165 #991, 2.653 #3182]
Dikanteny frantsaySemblable à une libellule: si on la considère comme maigre, elle a une grande poitrine; mais si on la regarde comme grasse, elle n' a qu' une petite queue. [2.165]

Ohabolana 10Tsy misy malaza hoatry ny angidina, fa raha atono dia tsy ampy mizara. [2.415 #5941]
Tsy misy malaza ohatra ny angidina, fa raha atono dia tsy ampy mizara. [2.165]
Tsy misy malaza ohatra ny angidina, fa raha atono tsy ampy mizara. [2.558]
Dikanteny frantsayRien n' est plus fameux que la libellule, mais quand elle est grillée, il n' y a plus rien à partager. [2.415 #5941]
Rien n' est plus fameux que la libellule, mais quand on la grille, il ne reste rien à partager. [2.165]

Fizahan-teny