Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mankao
|
|
|
Ohabolana 1 | Lelan' omby: mankao am-bava, mahay; mankao an' orona, mahay. [1.1]
|
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny olona mahay milaza tsara sy mahay milaza ratsy ny hafa. [1.1]
|
|
|
Ohabolana 2 | Toy ny ondrindrano, lefona dimy, fampohaza iray, famaky iray, ireo no nentina, nefa nosorohin' Itsaramanampy, ka tonga any an-karona fihazana. [2.558 #4341]
Tsy misy manao ho vazaha noho ny ondrindrano: lefona dimy no nentiny, fampohazarana no nentiny, ary famaky iray no nentiny; kandrefa raha nankao atsimon-drano, nosorohin' Itsaramanampy ka tonga any an-karona fihazana. [2.165 #2309]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|