|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : olon-dratsy

Ohabolana 1Jiolahy mahafaty mpamosavy, ka matin' ny olon-dratsy ny olon-tsy vanona. [2.415 #3011, 2.558 #1566]
Dikanteny frantsayUn brigand a tué un sorcier : c' est un méchant homme qui a tué un vaurien. [2.415 #3011]
Fanazavana frantsaySe disait des méchants qui étaient victimes de leurs forfaits, des mauvais sujets dignes les uns des autres. [2.415 #3011]

Ohabolana 2Jiolahy manan-trano ka sarotra atao olon-dratsy. [2.558 #1565]

Ohabolana 3Mpamosavy namosavy boka, ka matin' ny olon-dratsy ny olon-tsy vanona. [2.165]
Mpamosavy namosavy boka: matin’ ny olon-dratsy ny olon-tsy vanona. [2.653 #1953]
Dikanteny frantsayQuand un sorcier jette un sort à un lépreux (et cause ainsi sa mort), l' infirme est tué par le méchant. [2.165]

Ohabolana 4Ny adidy tsy an' olon-dratsy. [2.415 #653, 2.558 #2822]
Dikanteny frantsayOn ne confie pas aux méchants la charge de gouverner. [2.415 #653]

Ohabolana 5Ny adidy tsy omena ny olon-dratsy. [2.165 #117]
Dikanteny frantsayCe ne sont pas les méchants qu'on blâme. [2.165]

Ohabolana 6Tranon-takatra nidiram-borondolo, ka matin' ny olon-dratsy, ny olon-tsy vanona. [2.415 #3073]
Tranon-takatra nidiram-borondolo, ka simban' ny olon-dratsy ny olon-tsy vanona. [2.415 #3073, 2.165]
Tranon-takatra nidiram-borondolo : simban' ilay ratsy ny an' ilay tsy vanona. [2.558]
Tranon-takatra nidiram-borondolo : simban’ ny olon-dratsy ny olon-tsy vanona. [2.653 #3272]
Dikanteny frantsayHibou qui s' est emparé d' un nid de takatra : c' est un bon à rien, victime d' un méchant. [2.415 #3073]
Un nid de "takatra" , envahi par un hibou, c' est comme un homme de rien dérouté par un vaurien. [2.165]
Fanazavana frantsayLe takatra était censé porter malheur ; ce proverbe se disait des mauvais sujets victimes de leurs méfaits. [2.415 #3073]

Fizahan-teny