Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : vantotr' akoho | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Raha sery ho Raha sery ho vitan' ny anamalaho ihany, nahoana no mitady vantotr' akoho ho sahirana? [2.415 #2822] Raha sery vitan' anamalaho, aza amonoana Sery vitan' anamalaho ka handaniana vantotr' akoho. [1.1] Sery vitan' ny anamalaho, ka no hamonoana | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Nampiasain' ny Ntaolo ho ody sery ny anamalaho noho izy mafanafana ka raha mbola misy anamalaho koa, naleony nitsitsy nanao ro misy anamalaho toy izay namono vantotr' akoho. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si c'est un rhume que la plante anamalaho peut guérir, pourquoi chercher un poulet et se donner tant de peine? [2.415 #2822] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut proportionner les remèdes aux maux à guérir. [2.415 #2822] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Sahala amin' ny Vazimban' Vazimban' Vazimban' | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C'est comme le Vazimba d' Inenifara qui n'exige ni graisse ni sacrifice de coq, mais seulement l' amitié et la vénération. [2.415 #107] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe se disait des gens désintéressés ; il fait allusion à un conte malgache ; les coqs, la graisse, les fruits, le miel étaient les offrandes les plus ordinaires aux Vazimba. [2.415 #107] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Vantotr' akoho eo an-tanan-tompony, sy vorombazaha raisina amin' ny tendany, ka samia mahazaka ny anjarany. [2.415 #2757] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Poule dans la main de son maître et canard pris par le cou : que chacun porte son sort. [2.415 #2757] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Vantotr' akoho manatody : ela | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Jeune poule qui pond : elle a eu longtemps, la démarche traînante, aussi croit-on qu' elle va couver ; mais hélas ! elle ne couve pas, elle refuse de couver. [2.415 #5942] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des espérances déçues. [2.415 #5942] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Vantotr' akoho no ananana, ka ny | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Vantotr' akoho | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
![]() |