Teny iditra | 1 abosy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 fandrisihana na fandroboana olona hanao zavatra tian' ny tena hataony 4 famokisana hanao zavatra na tsara na ratsy, fa indrindra ny zavatra ratsy 5 fitaka atao olona an-kafetsena [1.1] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 11 abony, ambosy |
Mpanahaka | 12 risika, robo, tambitamby, safosafo, safovody, safosiaka, pasopasoka, roboka, doka, tsetsaka, taona, teny malefaka, ronono an-tavy, kobaka am-bava, lango malemy, volana hatenda, volana mahadradraka, fandriamalemy lafika, lokanga hisatra13 bontsina, fo omena, toho-tsofina14 fangopangoka, angoly, saroro, sarory, sodika, solia, sombia, sombe, vohony, vato mafana atolotra, fahan-dalitra, antohim-bato |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |