Teny iditra (1/2) | 1 ato |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
etsy 4 [1.1] Milaza toerana misy ny tena: Mafana ato an-trano noho ny any ivelany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] here close at hand (not in sight); see mankàto |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.82] [Taisaka]
là (près) 7 [1.8] ici tout près, pas visible |
Ohatra |
8 Tsy ato izy, hoy i Dada. [2.472] 9 Nofongorako hiala ato am-poko! [2.499] |
Voambolana |
10 Toerana 11 Fotoana |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 17 ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 20 ato |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.1] Enti-milaza fiatoana |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.3, 1.5] action de s'arrêter 24 [1.3] action de s'interrompre |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 29 ato, ota, taò, tao, tao-, toa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/21 |