Teny iditra | dakam > lakana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitaovana hazo na vy entina mitety na mandeha ambony rano, mita rano; matetika ny lakana dia vita amin' ny vatan-kazo lehibebe noloahana izay manjary maivana ary mitsinkafona tsy milentika Lakan-drafitra very fivoy: enti-milaza olona tsy manana na inona na inona hianteherana intsony hamonjena tena [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A canoe. Laka is used in the provinces. [Poly. Waha, vaka, hak (?)] [1.2] | |||||||||||||||
A dugout canoe; any small boat [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Pirogue, petit bateau [1.8] | |||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Voambolana | Fitaterana | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny lakana io | |||||||||||||||
Sary | ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | kalana, lakana, lanaka |
Teny iditra | dakam > dakana (daka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana ny daka: Nodakany indray mandeha monja ny baolina dia tafiditra tao anaty tsatokazo [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be kicked [1.2, 1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | A qui on donne un coup de pied; où l'on met une pièce de soutènement [1.3] | ||||||||
à qui on donne un coup de pied [1.8] | |||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | dakana, danaka, kadanà, Kanadà |