Teny iditra (1/2) | 1 dihy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] fampisehoam-pihetsehana ataon' ny tena manontolo: loha, tanana, tongotra, ary indraindray koa aza ny vatana, mba hanehoana fifaliana Toetran' ny fanidin' ny vorona eny amin' ny habakabaka raha tsy mihetsika na mikopaka ny elany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a dance, dancing in the native style. See danise, tsinjaka 5 [1.7] a dance, dancing |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#102, 1.8] danse 7 [1.3#102] sautillement, tournoiement de la toupie, du fuseau le trémoussement des ailes d’un oiseau planant au même point |
Ohatra |
8 Velona indray ny hira amana dihy natao teo tamin' ny ndeha hangataka iny. [2.245] 9 Inona kosa, hoy Noro nony efa nitonitony izy, no tsy nitiavanao ny dihy? [2.5] 10 Tsimpony ny teny rehetra mampiseho ny maha-malagasy ny dihy sy ny mpandihy. [2.313] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 15 danise, tsinjaka |
Mpanahaka | 16 tsinjaka, sahoby, totorebika, tsipisandry, velatanana, dihy soroka, dada, jaiko, soamaroroka, tsaramiera, soratra, afindrafindrao, salegy |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny dihy io |
Teny iditra (2/2) | 32 Dihy |
Singan-teny | 33 dihy |
Sokajin-teny | 34 anarana (lohatenin-tononkalo) [Fitanisana] |
Voambolana |
35 Haisoratra: tononkalo |
Mpanoratra |
36 Rabearivelo Jean-Joseph |
Lahatsiratra manontolo |
|
Fivaditsoratra | 77 dihy, Dihy, hidy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |