|
|
|
|

Teny iditra1  elanelana
Fototeny  2  elana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ny afovoany: Ny fanondroadala dia eo anelanelan' ny fanondro sy ny monarapoana
Ny tsy itoviana: Ny elanelan' ny 9 sy ny 4 dia 5
Halaviran-toerana mampisaraka zavatra na tanàna anankiroa Be elanelana loatra ireto andry ireto: Ohatrinona ny elanelan' Antananarivo sy Ambohimanga?
Ny eo afovoan' ny roa tonta ka tsy momba ny atsy na iroa: Aoka fa ianao no ho elanelan' ny adinay
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the time or place between; a go-between
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] intervalle de temps ou d'espace
Ohatra  7  Ny lalambe no elanelana ny tsena sy Ambohitsorohitra. [2.48]
8  Nahoana moa raha izaho no atao elanelana mampiray anareo? [2.499]
9  Tsy ampy halainao indroa alina intsony izany elanelana izany. [2.643]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
Tovy hevitra  15  elakelaka
Mpanahaka  16  elanelana, alanalana, ebanebana, evanevana, tsy an' ny atsy tsy an' ny aroa, tsy momba ny atsy tsy momba ny aroa, aloalo, tamotamo elanelan-tsoratra
Kamban-teny 
Ohabolana  33  Ohabolana misy io teny elanelana io

Fivaditsoratra  34  aelanelan, elanelana, naelanela

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21