|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  erỳ
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Milaza toerana lavidavitra taza-maso tsara ka tondroina, mifamaly amin' ny arỳ raha tsy taza-maso fa takona: Erỳ ambonin' ny tendrombohitra no misy ny tranonay. (Arỳ ambadiky ny tendrombohitra arỳ no misy ny tanànan-dry Naivo)
4 Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 there quite far away (in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 là-bas assez loin, visible [1.8]
Ohatra  7  ery no fanasanay lamba. [2.470#177]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpanahaka  12  any, 13  ao, 14  ary, 15  aroa, 16  aty, 17  ato, 18  atsy, 19  eny, 20  eo, 21  ery, 22  eroa, 23  ety, 24  eto, 25  etsy
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io

Teny iditra (2/3) 27  ery
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 Ilazana fanaovana izay hahatakona, fisitrihana tsy ho hita [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  30 l'état de ce qui est caché, dérobé à la vue [1.3#129]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (3/3) 41  erỳ
Sokajin-teny  42  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  43 Entina manamafy izay lazaina; tokoa: Mahafinaritra erỳ izany mitsotsotra etỳ ambony ahi-maitso [1.1]

Fivaditsoratra  ery, erỳ, 44 Rey, rey, 45 rie

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07