Teny iditra | 1 hazakazaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.1] Fandehanana haingana, riotra: Nahazo loka tamin' ny fifanalana hazakazaka izy |
Fanazavàna teny anglisy |
23 [1.2] a run, a gallop. See olomay, ezaka 24 [1.7] the act of running or of walking fast; a race |
Fanazavàna teny frantsay |
25 [1.3, 1.8] course 26 [1.3] gallop, marche accélérée 27 [1.8] action de courir |
Ohatra |
28 [2.499] Iny Ikemba nanao hazakazaka madinika.
29 [2.4] Ny fifaninanana hazakazaka zato metatra re mbola inona ê! |
Tsipelina hafa | 30 kazakazaka |
Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny hazakazaka io |
Fivaditsoratra | 32 ahazakazak, hazakazaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/21 |
![]() |