Teny iditra | 1 kely |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy lehibe, madinika: Trano kely no ipetrahanay Tsy be, vitsy, tsy firy: Kely ny isan' ny mpianatra tonga Manify, mezaka: Kely ny vahan' io olona io Fohy zeny: Lazain' ny mpitantara fa olona kely, hono izany vazimba izany. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] little, small |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] petit, peu |
Ohatra |
6 Manampy anay amin’ ny varotra kelinay ao izy, rahefa nahavita izay mba vitany tamin’ ny fianarana. [2.4] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 14 kely ray, kely reny, kely endaka, kambity, kambitry, tsingentana, botity, bija, bitika, boleta, bozeta, bozeny, mafy kely, vatokely, madinika, majinika, hetry, botry, katita, aketalahy, tsampirano, tapak' amponga, nihinan-tain' orona, tsapitika |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran' olona |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
190 Andraozikely (Ravoajanahary Alphonse) 191 Fianakaviana hafa kely (Nivondrahona) |
Ohabolana | 192 Ohabolana misy io teny kely io |
Fivaditsoratra | 193 kely, kile |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16 |