|
|
|
|

Teny iditra (1/12)1  laza
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fanambarana, fampisehoana ary fampielezana am-bava na an-taratasy
4  Fahatantarana manehoeho ananan'ny olona momba ny tena: Nahabe laza azy ny fanaovany ny marina teo amin'ny fifidianana
5  Fiheverana, na tsara na ratsy, ananan'ny olona momba ny tena na zavatra iray: Ratsy laza izy hatramin'ny hala-bato nampanaoviny ~ Tsara laza amin'ny tany ama-monina izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  fame, honour, glory [1.2#384, 1.7#38]
7  a report [1.7#38]
Fanazavàna teny frantsay  8  action de dire [1.3#394, 1.5#188]
9  action d'annoncer, de publier [1.3#394]
10  renommée [1.3#394, 1.8, 1.6]
11  réputation [1.3#394, 1.13, 1.6]
12  glorification, louange [1.3#394]
13  un rapport [1.8]
14  célébrité [1.13, 1.5, 1.6]
15  renom [1.13]
Fanazavàna teny italianina  16  reputazione [1.18]
Ohatra  17  Nitombo laza hafahafa izany I Feno tao an-tanàna [2.472]
18  Tsara laza izy (Il a bonne réputation) [1.3]
19  Nahabe laza azy ny nataony (Ce qu'il a fait lui a fait acquérir une grande renommée) [1.3]
20  Hanimba ny lazany izany (Cela nuirait à sa réputation) [1.4]
21  hampandroso mandrakariva ny voninahitrao aman-dazanao [2.650]
Haiendriteny 
22  Tsotra :
23  Tovonana :
Sampanteny 
24  Matoantenin' ny mpanao :
25  Matoantenin' ny iharana :
26  Matoantenin' ny fameno :
27  Anarana :
28  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran' olona 
Ohabolana  38  Ohabolana misy io teny laza io

Teny iditra (2/12)39  laza
Sokajin-teny  40  anarana
Fanazavàna teny malagasy  41  famaky kely fitondra mandeha [Sakalava] [1.1]
Voambolana  42  Fitaovam-piasana

Teny iditra (3/12)43  laza
Sokajin-teny  44  anarana
Fanazavàna teny malagasy  45  lanonambe makotrokotroka, manehoeho [Betsileo, Betsimisaraka] [1.10]
Fanazavàna teny frantsay  46  fêtes à l'occasion de la circoncision [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (4/12)47  laza
Sokajin-teny  48  anarana
Fanazavàna teny malagasy  49  zavamaniry atao hoe fanto ny hodiny ary fanao lamba tahaka ny hafotra. Alaina ny hodiny dia kapohina tsara, asiana menaka hahamandomando azy, dia kapohina indray mandra-pahalemin' ny tsiratsirany, dia diovina; izay vao itohitohy ho azo tenomina; anaovana sikina sy salaka. Any amin' ny faritanin' Ikongo (Tanala atsimo) no be azy [1.10]
Fanazavàna teny anglisy  50  a plant whose bark is used to make the lamba called fanto. The root supplies a medicine [Tanala] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  51  (de laza : dans le sens d'exceptionnel, réservé aux jours de fête). Nom d'une écorce qu'on battait au maillet, comme le fanto, mais qui donnait un produit beaucoup plus fin. D'après A. Grandidier, on attribue aussi à la racine de cet arbuste des vertus médicinales (fichier manuscrit de A. Grandidier donné par son fils, G. Grandidier à R. Decary, puis au Muséum de Paris, Laboratoire de Phanérogamie, par Madame Decary) [Tanala] [1.196#II.299]
Voambolana  52  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody

Teny iditra (5/12)53  laza
Singan-teny  54  laza
Sokajin-teny  55  anarana
Fanazavàna teny malagasy  56  (Cissus laza ) zavamaniry hita any amin' ny faritany atsimo (Toleara), indrindra fa any Androy. Mahatratra 4 metatra ny haavony. Hafahafa ny bikany: mivelatra be ny vatany eo am-potony manakaiky ny tany, mety mahatratra 2 metatra ny velarany, dia mihakely arakaraka ny isondrotany avo, dia mandeha amin' izay ny rantsany iray lehibe tohin' ny vatany ary dia mandady mihodidina amin' izay hazo hafa eo akaikiny toy ny fanaon'ny vahy io. Malemilemy ny atin' ny vatany; mitahiry rano be io -- rano nofohiny tao anatin' ny fahavaratra fohy; io no ivelomany mandritra ny volana maro main-tany kely orana. Eo amin' ny toerana maina, be akorovato no faniriany. Vakivaky ny hodiny sady malemy koa. Mandravina izy amin' ny fahavaratra ary vonivony ny fanjany. Misy voany lehibe maintimainty; tian' ny olona any tokoa izany na dia somary manaiki-dela sy lanilany aza. Tsy dia maro loatra izy fa mahalankalana ihany, eny anaty akorovato eny. Voaloboka-dia (vigne sauvage) no anarana ilazan'ny Vazaha azy. [1.10]
Fanazavàna teny anglisy  57  A tree with edible fruit [1.2]
Voambolana  58  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (6/12)60  laza
Sokajin-teny  61  anarana
Fanazavàna teny frantsay  62  arbre, Ficus reflexa Thumb. (ex F. pyrifolia Lamk. var. occidentalis), famille des Moracées. Souvent planté à l'est des "grandes maisons"; il assure la prospérité, la renommée du village. Remède contre la fatigue, et contre la toux. Plante du destin astrologique Adalo. Remède si on tombe malade sous le destin Alizady. Entre dans des charmes protégeant de la sorcellerie. Utilisé dans des charmes enterrés qui assurent la croissance du troupeau de zébus. [Tanala, Sakalava, Mahafaly] [1.6]
63  ficus planté parfois à l'est du tranobe [2.430]
Voambolana  64  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
65  Fivavahana, finoana
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (7/12)67  laza
Sokajin-teny  68  anarana
Fanazavàna teny malagasy  69  (Ocotea) zavamaniry amin' ny antokon' ny laurinées; betsaka ao amin' ny faritany avaratra. Manitra kanelina ny hazony [1.10]
Voambolana  70  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (8/12)72  laza
Sokajin-teny  73  anarana
Fanazavàna teny frantsay  74  Variété de liane (Vitacée, Cyphostemma laza Descoings) [Vezo] [1.68]
Voambolana  75  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (9/12)77  laza
Sokajin-teny  78  anarana
Fanazavàna teny frantsay  79  (de laza dans le sens de fameux, qui a une grande renommée). Les Sakalava donnent ce nom à un arbre. L'arbre est Commiphora guillauminii H.Perrier (Burseraceae). Il est effectivement célèbre parce que c'est sa gomme-résine qu'utilisent les ombiasy (spécialistes du traitement par les plantes) pour préparer des bains de vapeurs afin de mettre en condition le malade et son entourage avant de commencer les soins proprement dits. Cette gomme-résine a des vertus désinfectantes et pectorales. [Sakalava] [1.196#II.299]
Voambolana  80  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (10/12)82  laza
Sokajin-teny  83  anarana
Fanazavàna teny frantsay  84  (de laza dans le sens de fameux, qui a une grande renommée). Les Sakalava donnent ce nom à une curieuse liane présentant à la base un énorme tubercule épigé, Adenia firingalavensis (Drake ex Jum.) Harms (Passifloraceae), elle est célèbre pour d'autres raisons. Renfermant à la fois des alcaloïdes et des substances cyanogènes, elle est extrêmement toxique. Seuls les ombiasy les plus réputés se hasardent à son emploi et encore, le plus souvent par voie externe. [Sakalava] [1.196#II.299]
Voambolana  85  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (11/12)87  Laza
Singan-teny  88  laza
Sokajin-teny  89  anaran-tsamirery (olona)
Fanazavàna teny malagasy  90  fanampin' anarana malagasy [3.1]
Ohatra  91  Voalohany, anisan'ireo nasaina mantsy i Laza Razanajatovo, mpanatontosa horonantsary ary fantatra amin'ny fikarakarana ny "Rencontres du Film Court" [4.45]
92  Ao amin' i Fermilab no anomanan' i Laza Rakondravohitra ny doctorat en physique mandritra ny telo taona ho avy [4.44]
Tsanganana sy sary iray takila  93  Fitanisana

Teny iditra (12/12)94  laza
Sokajin-teny  95  anarana
Voambolana  96  Haizavamaniry: espèce ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
97  Cissus laza  laza
98  Cyphostemma laza  laza, mangeboky

Fivaditsoratra  99  Laza, laza, zala, Laza, laza, zala

Nohavaozina tamin' ny 2024/11/14