Teny iditra | 1 loaka |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Lavaka kely, hirika: Tsy fanao ny mijery amin' ny loaka amin' ny hidim-baravarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] hole through something |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] troué, percé 6 [1.8, 1.196] trou 7 [1.196] plaie, ouverture béante |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 13 hirika, lavaka, haroka |
Mpanahaka | 14 gorobaka, boroaka, borobaka, mangirana, > mangobaka, robaka, tanteraka, trobaka, voatrabaka, voatrebika, voatrebona |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Fivaditsoratra | 24 aalok, akalo, alako, alaok, aloak, alòka, aloka, aolak, lakao, laoka, loaka, olaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |