|
|
|
|

Teny iditra1  mpiasabe
Fototeny  2  asa, be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Olona tsotra, morainy, tsy be teny ary tsy mahery fihetsika
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] a steady-going person.
Ohatra  6  Niova ho mpiasabe tsy mahay sangisangy ny iray tamin' izy ireo namoaka izany teny izany. [2.470]
7  Tsy ampy ariary folo akory no laniko dia voavidiko na dia ny mpiasabe toa azy mianaka irery aza! [2.499]
Mpanahaka  8  rainazy, andrainazy, jomo, jomoka, mongena, monge-mahalatsaka, malemy tsy azo, malemy maozatra, jinjinina, morabe, morainy, tsy sarotiny, mihako, konetaka, bonaika, be tsy miteny, olom-bodo, olombe, olon-kova, olon-kovabe, joko tsoriaka, manaiky lembenana, manaiky lempona, manaraka efa, entina amin' ny sangany, kofehy manarapanjaitra, malemy paika, malemy an-dranombary, manara-drenirano, manara-driandrano, manaraka ambokony
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny mpiasabe io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31