Teny iditra | ohabolan > ohabolana | |||||||
Singan-teny | ohatra ; volana | |||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny atao amin' ohatra hilazana hevitra: oh. Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny, izay ilazana an' ohatra ny olona voan' ny nataony ihany. (jereo fitenenana) [1.1] | |||||||
Fanazavàna teny anglisy | A proverb [1.2, 1.7] | |||||||
An adage, a trite saying [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Proverbe [1.8] | |||||||
Ohatra | dia izany no nahatonga ny ohabolana hoe Antananarivo no mafana trano ka i Vakiniiidiana no solo tanora.
[2.48] | |||||||
Voambolana | Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) | |||||||
Tovy hevitra | fitenenana | |||||||
Zanakanarana | ||||||||
Tsanganana sy sary iray takila | OHABOLANA | |||||||
Sary | ||||||||
Teny iditra | ohabolan > Ohabolana | |||||||
Singan-teny | ohabolana | |||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) | |||||||
Fanazavàna teny anglisy | Ohabolana: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996] | |||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.38] | |||||||
Fanazavàna teny anglisy | Proverbs: one of the books of the Bible [2.996] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | Proverbes: un des livres de la Bible [2.996] | |||||||
Voambolana | Soratra Masina | |||||||