|
|
|
|

Teny iditra1  saribakoly
Singan-teny  2  sary, bakoly
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Taifasy] saripapety
5  [1.1] Sariolona izay matetika vita amin' ny bakoly, ka ataon' ny ankizivavy kely kilalao kizanajanaka
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] a doll
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] poupée
Ohatra  8  Tereny izy hanao saron-tava, ho lasa saribakoly, ampitondrainy anarana hosoka, aseho ho toy ny tsy afaka miara-monina amin' ny hafa, tena tsy avotra intsony. [1.369#]
9  Tsy Ratovo ihany anefa no voa fa any an-takona any dia misy fo mijaly, eritreritra marary, ary fanahy fadiranovana, mahita maso ity zazavavy toy ny saribakoly eo anoloan' ny trano bongo. [2.895#]
Voambolana  10  Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/22