|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  sikidy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fahaizana mampahalala ny ho avy na manazava ny antony nisian-javatra iray amin' ny alalan' ny fandaharana voan-tsaramaso na voan-kily, izay sarotra dia sarotra ho an' ny tsy niofana amin' izany. Misy karazany roa ny sikidy, dia ny sikidyjoria ary ny sikidyalanana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the rite of divination
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.74] cléromancie : le sikidy, appelé sikily en dialecte côtier, est l'art divinatoire par excellence. Son nom est dérivé de l'arabe "shikl" qui signifie figure de géomancie.
6  [1.8] rite de divination
7  [1.196] Art de la divination par la disposition des graines. Sur la pratique du sikidy, on peut consulter Tantaran'ny Andriana, Traduction française de l'Académie Malgache, Tome 1er, p. 157-170 (1974)
8  [3.1] sept noms se rencontrent à la fois dans le vintana et le sikidy: adalo, adimizana, alahasaty, alakaosy, alakarabo, alohotsy,asombola
Ohatra  9  Tsy misy natao akoho sikidy tsy hambanam-by. [2.69#]
10  Tamin' ny Vazimba, hono, no niandohan' ny sikidy. [1.437#]
Voambolana  11  Fivavahana, finoana
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
15  Mpamaritra :
Tsipelina hafa  16  sikily
Mpanahaka  17  adibijady, adikasajy, adinkisa, aditsimay, ajale, akabo, alaizany, alanana, aliziny, asoralahy, asoravavy, dovy, fahasivy, fahatelo, fahatelobe, fahavalo, filana, fohafoha, jama, joria, molahidy, odovy, ontany, safaray, saily, sorota, tale, vontsira
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Lohateny  24  La Divination malgache par le Sikidy (Decary Raymond)
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny sikidy io
Teny nalaina  26  Soratra misy io teny sikidy io
Lahatsoratra  27  Randzavola: sikidy ao amin' ny Baiboly
Lahatsoratra  28 
   
A V A R A T R A
 
 
A
N
D
R
E
F
A
N
A

A
T
S
I
N
A
N
A
N
A
 
A T S I M O
   


Teny iditra (2/4)29  sikidy
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny frantsay  31  [1.196] [Betsileo, Merina] Nom des graines utilisées par le mpisikidy et, par extension des espèces qui les produisent. Le plus souvent Entada chrysostachys (Benth.) Drake (Fabaceae). Les graines sont également portées comme talisman censé conjurer les mauvais sorts
Voambolana  32  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)34  sikidy
Sokajin-teny  35  anarana
Fanazavàna teny frantsay  36  [1.196] Nom donné aux amulettes et talismans fournis, à titre payant ou gratuit, par un mpisikidy
Voambolana  37  Fivavahana, finoana

Teny iditra (4/4)38  sikidy
Sokajin-teny  39  anarana
Fanazavàna teny frantsay  40  [1.196] [Betsileo] Nom donné au borona ; quand on l'emploie comme remède vétérinaire et non pour soigner les humains. Le changement de nom est considéré comme nécessaire pour maintenir les vertus de la plante.
Voambolana  41  Haizavamaniry
42  Haibiby: fitsaboina momba ny biby

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02