|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  to
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  marina [Taisaka, Bara, Tanosy] [1.78]
9  marina [1.1, 1.13]
10  mifanaraka amin' ny rariny sy ny hitsiny: Teny to
11  Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana ny zanany ary nisondro-boninahitra izy [1.1]
12  voamarina, ekena [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  13  vrai [1.3.fr#704, 1.13]
14  véritable, qui est conforme au vrai, à la justice; accepté, observé [1.3.fr#704]
15  vérifié [1.13]
Ohatra  16  Moa va re dia tsy ho to araka ny faniriany? [2.817#]
17  Teny to no eo amin' ny molotry ny mpanjaka; [2.996#24.016.010]
18  Burton, tena mahay teny malagasy, mazava hevitra, to teny. [2.356#208]
Haiendriteny 
19  Tsotra :
20  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny to io

Teny iditra (2/8)24  to
Sokajin-teny  25  anarana
Sampanteny 
26  Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  27  fahamarinana [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (3/8)28  to
Sokajin-teny  29  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  30  Teny hita amin' ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazan-dRamino, fa avy amin' ny hoe "tono fo", ka ny heviny dia: mafy fo ka tsy azo ahodina amin' izay nahatezitra azy, mikiribiby amin' ny heviny ary tsy mety hihavana na hifampiraharaha [1.1]

Teny iditra (4/8)31  to
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny malagasy  33  teny anti-miantso ny alika [1.1]
Tovy hevitra  34  toa

Teny iditra (5/8)35 
Sokajin-teny  36  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  37  ity [Sihanaka] [1.78]
Tovy hevitra  38  taô

Teny iditra (6/8)39  to~
Sokajin-teny  40  tovona
Fanazavàna teny malagasy  41  Tovona fanaovana fototeny faharoa mampitombo ny hevitry ny fototeny voalohany: Tohika (hika), toletsy (letsy) [1.1]

Teny iditra (7/8)42  to
Sokajin-teny  43  mpampiankin-teny
Fanazavàna teny anglisy  44  mankany, ho any; ho an'...; eo amin'... [1.17]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  46  Ny mpampiankin-teny rehetra

Teny iditra (8/8)47  to
Sokajin-teny  48  mpampiankin-teny
Fanazavàna teny anglisy  49  ampiasaina miaraka amin' ny verba hamoronana ny infinitive (ohatra: to go, to work) [1.17]
Tsanganana sy sary iray takila  50  Ny mpampiankin-teny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12