|
|
|
|

Teny iditra1  tanisa
Fototeny  2  isa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Kilalao enti-manisa ka toy izao no fanao izany: atsipy ambony ny vatokely, dia tantazana amim-pahakingana tsy avala ho latsaka ary dia atsipy haingana indray, ary dia toy izany hatrany hatrany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a game of jacks involving counting [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  jeu d'enfants qui consiste à compter tout en jonglant des cailloux; jonglerie [1.8]
Voambolana  7  Kilalao
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  12  tanisa, tsiana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31