|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  to
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  marina [Taisaka, Bara, Tanosy] [1.78]
4  marina [1.1, 1.13]
5  mifanaraka amin' ny rariny sy ny hitsiny: Teny to
6  Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana ny zanany ary nisondro-boninahitra izy [1.1]
7  voamarina, ekena [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8  vrai [1.3.fr#704, 1.13]
9  véritable, qui est conforme au vrai, à la justice; accepté, observé [1.3.fr#704]
10  vérifié [1.13]
Ohatra  11  Moa va re dia tsy ho to araka ny faniriany? [2.817#]
12  Teny to no eo amin' ny molotry ny mpanjaka; [2.996#24.016.010]
13  Burton, tena mahay teny malagasy, mazava hevitra, to teny. [2.356#208]
Haiendriteny 
14  Tsotra :
15  Filaza mandidy :
Sampanteny 
16  Matoantenin' ny mpanao :
17  Matoantenin' ny iharana :
18  Matoantenin' ny fameno :
19  Anarana :
20  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny to io

Teny iditra (2/8)24  to
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26  fahamarinana [Tanosy] [1.78]
Sampanteny 
27  Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (3/8)28  to
Sokajin-teny  29  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  30  Teny hita amin' ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazan-dRamino, fa avy amin' ny hoe "tono fo", ka ny heviny dia: mafy fo ka tsy azo ahodina amin' izay nahatezitra azy, mikiribiby amin' ny heviny ary tsy mety hihavana na hifampiraharaha [1.1]

Teny iditra (4/8)31  to
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny malagasy  33  teny anti-miantso ny alika [1.1]

Teny iditra (5/8)34 
Sokajin-teny  35  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  36  ity [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (6/8)37  to~
Sokajin-teny  38  tovona
Fanazavàna teny malagasy  39  Tovona fanaovana fototeny faharoa mampitombo ny hevitry ny fototeny voalohany: Tohika (hika), toletsy (letsy) [1.1]

Teny iditra (7/8)40  to
Sokajin-teny  41  mpampiankin-teny
Fanazavàna teny anglisy  42  mankany, ho any; ho an'...; eo amin'... [1.17]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  44  Ny mpampiankin-teny rehetra

Teny iditra (8/8)45  to
Sokajin-teny  46  mpampiankin-teny
Fanazavàna teny anglisy  47  ampiasaina miaraka amin' ny verba hamoronana ny infinitive (ohatra: to go, to work) [1.17]
Tsanganana sy sary iray takila  48  Ny mpampiankin-teny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12