Teny iditra (1/2) | 1 tsara fanahy |
Singan-teny | 2 tsara, fanahy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza toetra mendrika, malemy fanahy ary manana fandavan-tena hanasoa ny hafa; tsara fo; mahay mitondra tena; salama tsara |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] Of good disposition; one free from disease 6 [1.7] good, pleasant |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] bon, vertueux |
Ohatra |
8 Ny toetrany ity andriambavy ity : Vehivavy tsarafanahy; [2.59#] |
Mpanahaka | 9 malemyfanahy, malemypaika, mazavafo, mazavasaina, tsopo, antraolona, beindrafo, malalatanana, morahatonina, morahiraharahana, mamyhoditra, mahafoytena, befahafoizantena, mahaymandrayolona, mahayolona, mananahatsarampanahy, tsaratoetra, olomarina, olombanona, fototrolona |
Teny iditra (2/2) | 10 tsarafanahy |
Singan-teny | 11 tsara, fanahy |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.196] (sens général : vertueux, qui se conduit bien ; c'est probablement une antithèse car ceux qui boivent la boisson fermentée préparée avec les fruits se conduisent fort mal en général). Ehretia suarenzensis Capuron Ined. (Boraginaceae). [Tankarana]
|
Voambolana |
14 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 16 faharatsian, fahatsarany, faratsahany, fitsaharana, hafaratsany, ifaratsahan, nifaratsaha, tsara fanahy, tsarafanahy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30 |