Teny iditra | 1 tso-drano tsodrano |
Singan-teny | 2 tsoka, rano |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1][tsodrano] (taloha) Rano nafafy tamin' olona na natao tao am-bava dia notsofina hifafy aminy, ka ny nofafazana tamin' io rano io indrindra dia ny olona marary na ny handeha hivahiny lavitra (ilay tsodrano natao tao am-bava dia natao koa hoe ranom-bavaka) [tsodrano] (ankehitriny) firarian-tsoa heverina ho manan-kery, avy amin' ny olon-dehibe na ray aman-dreny: Omeo ny tsodranonao aho, ry dada, fa hanambady [tsodrano] (ankehitriny) vola kely omena ny tompon-draharaha ho maripihavanana raha misy hasoavana, fanambadiana: Manatitra tsodrano [tsodrano] Anaran' ny vola ampiarahina amin' ny tsodrano: rompatsa, patsannympifana, tsodranonjaza, fenakoho, vodiakoho, zarafihinanana, fanaovambeloma, fandraisantanana, romafana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3][tso-drano] aspersion, bénédiction, souhaits d'adieu [tso-drano] action de céder |
Ohatra |
6 Dia lasa ny vahiny, narahan' izy mivady saotsaotra sy tsodrano. [2.472] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 12 ranombavaka, firarian-tsoa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |