Teny iditra | 1 tsontsori-mamba |
Singan-teny | 2 tsontsorika, mamba |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fianjerana ao anaty rano, ka ny loha no alefa aloha: kilalaon' ankizilahy: atao mifampidipiditra ao anelakela-pen' ny namana avy ny lohan' ny tsirairay dia mitsimbadimbadika amin' izay izy |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny tsontsori-mamba io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17 |