| Teny iditra (1/2) | 1 zara |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra efa voatendry ho an-tena, anjara, tantana: Ity ny zara fihinananareo
4 Fitantanana: Aza manao zara vilana ~ Efa vita ve ny zara varin' ny marary? 5 Vintana tsara, hasambarana: Zara ho azy ny fahombiazany tamin' ny fanadinana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a lot, a share
7 a division [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 part, lot; partage
[1.8] 9 division, quotient [1.13] |
| Ohatra |
10 Tsy mba lany zara ny zaza, Re lahy!
[2.69#218]
11 Farany, lany zara ny refin' ilay lamba gorany iray. [2.472#119] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 27 Fikambanana 30 amin' io teny io |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 29 Zara |
| Sokajin-teny | 30 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
31 Zerah
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
32 Zérah
[2.996] |
| Ohatra |
33 Joda niteraka an'i Faresa sy zara tamin'i Tamara;
[2.996]
|
| Voambolana | 34 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 35 zera |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 36 Toko sy andininy momba Zara |
| Lahatsoratra | 37 src='1.38' run='/bins/randzavola?p=1035'>Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Zara |
| Fivaditsoratra | 38 Arza, 39 raza, Zara, zara |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|