Teny iditra (1/4) | 1 menabe |
Singan-teny | 2 mena, be |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 nom donné à la maladie des ramanenjana [1.3] |
Voambolana |
5 Fahasalamana |
Teny iditra (2/4) | 6 menabe |
Singan-teny | 7 mena, be |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 (taloha) Tany nankina mivantana amin' ny mpanjaka. (Jereo menakely) [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 nom donné aux Hovas qui dépendent du souverain, et aux divers territoires qu’ils habitent [1.3#440] 11 terres du domaine royal, par opposition au Menakely, terres des seigneurs féodaux [...] [1.11] |
Teny iditra (3/4) | 12 Menabe |
Singan-teny | 13 mena, be |
Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Fanazavàna teny frantsay |
15 Nom d’un district sakalave au sud-ouest de l’Ile [1.3#440] 16 l'une des cinq grandes divisions du pays sakalava, située au nord du Fiherenana et au sud du Mailaka ... Le Menabe proprement dit est compris entre le Mangoky et la Tsiribihina [...] [1.11] |
Anaram-poko |
|
Lohateny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
19 Fitanisana |
Teny iditra (4/4) | 20 Menabe |
Singan-teny | 21 mena, be |
Sokajin-teny | 22 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Fanazavàna teny malagasy |
23 faritra anatin' ny faritanin' i Toliara [3.1] |
Voambolana |
24 Pôlitika |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
32 Fitanisana 33 Ny faritra roa ambin' ny roapolo |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 35 Bemena, embañe, Menabe, menabe, Bemena, embañe, Menabe, menabe |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |