Teny iditra |
miady
(ady)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mifamely amin' ny basy aman-defona:
Mahay miady ny tari-dRamarovokatra noho ny an-dRamarovolana Mifampitory eny amin' ny fitsarana:
Miady lova ireto olona ireto Mifanditra, tsy mifanaraka:
Tsy manao afa-tsy ny miady ireo zaza mifanarakaraka ireo Mikaona tsara:
Miady tsara lahy ny rafitr' itỳ lalimoara itỳ
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To fight, make war [1.2, 1.7]
|
| To quarrel, to contend in words or deeds. [1.2]
|
| To fit closely together, to correspond exactly [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se battre, être en guerre, faire la guerre [1.3, 1.8]
|
| être en procès, se disputer être joint, s'accoler, se mélanger, être comparé, confronté, se rapporter au type [1.3]
|
| être bien ajusté; correspondre [1.8]
|
Ohatra |
1 | Tsy maintsy miady hatramin' nyfarany aho.
[2.471]
|
2 | Fantatsika fa miady ny tany ankehitriny, hoy izy.
[2.472]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miady |
Ny lasa : |
niady |
Ny hoavy : |
hiady |
Filaza mandidy : |
miadia |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|