Teny iditra |
mihantsy
(hantsy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Miantso manome fo olona hiady na hifaninana amin' ny tena: Mihantsy andRakoto hifampitolona aminy Rabe. Mihantsy olona hisotro Manao izay hihomehezana zazakely Manao izay hahatonga: Mihantsy torimaso ~ Mihantsy loa
[1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Provoquer, défier, faire rire un petit enfant [1.3]
|
Ohatra |
1 | sady raha misy mihantsy azy, tsy mety mivoaka izy;
[2.69]
|
2 | Nony mby teo akaikiny izy, dia niatranatrana ny tovolahy nanitsy ny fijeriny ary niteny tamin' ny feo mihantsy sy feno avona hoe:
[2.470]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mihantsy |
Ny lasa : |
nihantsy |
Ny hoavy : |
hihantsy |
Filaza mandidy : |
mihantsia |
|
Kamban-teny |
|
|