|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ohabolana
Singan-teny  2  ohatra, volana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Teny atao amin' ohatra hilazana hevitra: oh. Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny, izay ilazana an' ohatra ny olona voan' ny nataony ihany. (jereo fitenenana) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a proverb [1.2, 1.7]
6  an adage, a trite saying [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  proverbe [1.8]
Ohatra  8  dia izany no nahatonga ny ohabolana hoe Antananarivo no mafana trano ka i Vakiniiidiana no solo tanora. [2.48]
Voambolana  9  Haisoratra: (amin' ny ankapobeny)
Lohateny 
Tsanganana sy sary iray takila  15  OHABOLANA
Sary 
16 
17 
18 

Teny iditra (2/2)19  Ohabolana
Singan-teny  20  ohabolana
Sokajin-teny  21  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  22  Randzavola: Ohabolana amin' ny Baiboly [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  23  Proverbs: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  24  Proverbes: un des livres de la Bible [2.996]
Voambolana  25  Soratra Masina

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27