Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mimonomonona | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Boka nangala-boatavo: hitondra roa, tsy mahazaka; hitondra iray, mimonomonona. [2.415 #1982, 2.653 #805]
Boka nangala-boatavo : hitondra roa tsy mahazaka, hitondra tokana mimonomonona. [2.558 #932] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lépreux qui a volé des citrouilles : en porter deux, il ne peut pas ; n' en porter qu' une seule, cela le fait murmurer. [2.415 #1982] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Mimonomonona hoatry ny lalitra hianao ; miriorio hoatry ny angidina. [2.415 #3491]
Mimonomonona ohatra ny lalitra hianao; miriorio ohatra ny angidina. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vous bourdonnez comme une mouche, et vous voltigez comme une libellule. [2.165]
Vous bourdonnez comme une mouche, vous voltigez comme une libellule. [2.415 #3491] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Proverbe servant peut-être à exciter quelqu' un à se battre plus fort. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||