Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : Rainiraony | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Tefi-vilian-dRainiraony: ny an' olona novonjeny, ka ny an' ny tena no atao Tefy vilian-dRainiraony : ny an’ olona vonjena, ka ny any ny tena atao Tefy vilian-dRainiraony : ny an' olona vonjena, ka ny an' ny tena atao tofefi-katoka. [2.415 #3876] Tefi-vilian-dRaoniraony : ny an' olona no vonjena, fa ny an' ny tena atao tofefi-katoka. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Façonner les assiettes à la façon de Rainiraony : on s' empresse à celles des autres et les siennes propres on les néglige, on les façonne avec le col penché d' un côté. [2.415 #3876]
Rainiraony fabriquant des assiettes: il s' occupe de celles des autres et les siennes ont le pied de travers. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Par désir de plaire, ou par vaine gloire, il s' occupe des affaires des autres, et néglige les siennes propres. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||