Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : Rainisamboady
|
|
|
Ohabolana 1 | Antsiben-dRainisamboady, ka langan' ny an' olona. [2.415 #33]
Antsiben-dRainisamboady : langan' ny an' olona, mandeha misedisedy, fa ny an-tena tsy atao. [2.558 #304]
Antsiben-dRainisamboady : tefitry ny an-olona ; mandehandeha misedisedy, ny any ny tena tsy atao. [2.653 #259]
|
Dikanteny frantsay | Cognée de Rainisamboady : elle s' attaque à ce qui est aux autres. [2.415 #33]
|
Fanazavana frantsay | Rainisamboady était connu pour s' occuper des affaires des autres et négliger les siennes ; ce proverbe se disait de ceux qui portent la parole pour autrui sans en être chargés. [2.415]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|